Entry |
miroahana
(roahana (ahana))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [1.10]
|
| Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky tena: Niroahana be ihany izy alohan' ny handehanany
[1.1]
|
Explanations in English | To hesitate, to doubt; to be of two minds [1.2]
|
Explanations in French | Hésiter, être en suspens, douter, ne savoir quel parti prendre: Miroahan-dava izy (Il hésite sans cesse) [1.3]
|
Examples | Avy amin'i Zabolona, dimy alina, samy azo alefa amin'ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin'ny fo tsy miroahana.
[2.996]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
miroahana |
Past : |
niroahana |
Future : |
hiroahana |
|
|