Entry (1/3) | 1 misalasala |
Root | 2 salasala |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia |
Explanations in English |
5 [1.7] to be in doubt, to hesitate |
Explanations in French |
6 [1.8] être dans le doute, hésiter |
Examples |
7 Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499] |
Vocabulary |
8 Philosophy |
Morphology |
|
Analogs | 13 miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka, sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero |
Entry (2/3) | 14 misalasala |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
maniry soa |
Entry (3/3) | 17 misalasalà |
Root | 18 salasala |
Part of speech | 19 imperative of active verb misalasala [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Anagrams | 22 isalasalam, misalasala, misalasalà, salasalaim |
Updated on 2025/02/02 |