|
|
|
|

Entry (1/3)1  misalasala
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
Explanations in English  4  [1.7] to be in doubt, to hesitate
Explanations in French  5  [1.8] être dans le doute, hésiter
Examples  6  [2.499] Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
Vocabulary  7  Philosophy
Root  8  salasala
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka, sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero

Entry (2/3)14  misalasala
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka] maniry soa

Entry (3/3)17  misalasalà
Part of speech  18  imperative of active verb misalasala [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]
Root  21  salasala

Anagrams  22  isalasalam, misalasala, misalasalà, salasalaim

Updated on 2025/04/14