Entry (1/2) | 1 misidina |
Root | 2 sidina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango 5 Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha 6 Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona [1.1] 7 manidina [1.13] |
Explanations in English |
8 to fly high, to fly [1.7] |
Explanations in French |
9 voler dans l'air, voler [1.8] 10 voler [1.13] |
Morphology |
|
Analogs | 15 manidina, mikopaka elatra, misodika, misonanina |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word misidina |
Entry (2/2) | 17 misidìna |
Root | 18 sidina |
Part of speech | 19 imperative of active verb misidina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Anagrams | 22 isidinam, misidìna, misidina |
Updated on 2023/01/20 |