|
|
|
|

Entry1  mitahiry an-karon-doa-body
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa
Explanations in French  4  [2.415#2354] Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens
Elementary words  5  mitahiry, haron-doa-body

Updated on 2024/12/07