Entry (1/2) | 1 mitena |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao |
Explanations in English |
4 [1.7] to wear something habitually |
Explanations in French |
5 [1.8] porter le vêtement habituellement |
Root | 6 tena |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mitenà |
Part of speech | 13 imperative of active verb mitena [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Root | 16 tena |
Anagrams | 17 atenim, itenam, mainte, mañety, manety, menaty, mentia, mitane, mitena, mitenà, natemi, tameny, tenaim |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |