|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitena
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io
Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao
Explanations in English  4  [1.7] to wear something habitually
Explanations in French  5  [1.8] porter le vêtement habituellement
Root  6  tena
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)12  mitenà
Part of speech  13  imperative of active verb mitena [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Root  16  tena

Anagrams  17  atenim, itenam, mainte, mañety, manety, menaty, mentia, mitane, mitena, mitenà, natemi, tameny, tenaim

Updated on 2025/04/19