Entry | mitsara (tsara) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To judge [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Juger [1.3, 1.8] | ||||||||
Corriger [1.8] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Phytonyms |
| ||||||||
Entry | mitsarà (tsara) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mitsara | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Entry | mitsara | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Bara] miteny [1.78] | ||||||||
Anagrams | maratsy, misatra, mitsara, samatry |
Updated on 2021/11/27 |