|
|
|
|

Entry1  mitsidika andro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny fotoana aorian' ny mitataovovonana, rehefa mihilana kely iny ny masoandro ka mitsidika eo ambaravarambe ny tarany
Explanations in French  4  [2.415#6586] Quand le soleil pénètre dans la maison, par la porte de l' ouest : vers une heure de l' après-midi
Vocabulary  5  Time
Elementary words  6  mitsidika, andro

Updated on 2024/12/07