Entry | 1 rambon-tsaka rambon' alika |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in French |
3 [2.415] antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany |
Elementary words | 4 rambo, saka, alika |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |