Entry | 1 ranomaso afefy heloka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony |
Elementary words | 4 ranomaso, afefy, heloka |
Synonyms | 5 ranomaso manentsin-keloka |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |
![]() |