|
|
|
|

Entry1  ranombary tsy masaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko
Elementary words  4  ranombary, tsy, masaka
Analogs  5  solon-tsosoa, faodranomaso, kofehy, rambondamba, zara levenana

Updated on 2024/12/10