Entry | 1 raofina |
Root | 2 raoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo 5 Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano 6 Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany 7 Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [1.1] |
Explanations in English |
8 see Raoka [1.2] 9 to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque [1.8] |
Examples |
11 Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word raofina |
Anagrams | 18 faranio, fiorana, iforana, raofina |
Updated on 2023/08/11 |