Entry | 1 raofina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy |
Explanations in English |
4 [1.2] see Raoka 5 [1.7] to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque |
Examples |
7 [2.471] Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody |
Root | 8 raoka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word raofina |
Anagrams | 15 aforany, anafory, anifora, arafony, faranio, Faraony, fiorana, firanao, foranay, iforana, rafonay, raofina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |