Entry | 1 resy lahatra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra; tsy manan kolazaina intsony amin' ny adihevitra fa efa voaporofo ny maha-diso ny hevitra tohanany |
Explanations in English |
4 [1.7] beaten in an argument; convinced, persuaded |
Explanations in French |
5 [1.8] battu dans une argumentation, convaincu, persuadé |
Elementary words | 6 resy, lahatra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |