|
|
|
|

Entry (1/7)1  rose
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  antsiantsy (androngo) [Tanosy] [1.78]
Vocabulary  4  Zoology: reptiles, amphibians

Entry (2/7)5  rose    
Root  6  rise
Part of speech  7  past of active verb rise
Explanations in English  8  jereo rise [1.17]

Entry (3/7)9  rose    
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  vonindraozy [1.9]
Explanations in English  12  voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely [1.17]

Entry (4/7)13  rose    
Part of speech  14  feminine noun
Explanations in Malagasy  15  vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy) [1.9]
16  vonin-draozy
17  hamenamena : Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy) [1.4]
Explanations in French  18  raozy : Et rose elle a vécu ce que vivent les roses, l'espace d'un matin (Ary raozy izy, ka tsy niaina afa-tsy ny andro iainan' ny raozy dia indray maraina ihany! -- Ronsard) [1.66]

Entry (5/7)19  rose    
Part of speech  20  masculine noun
Explanations in Malagasy  21  fahamenamenana, fivolon-draozy [1.9]
22  volon' ny mavokely [1.4]

Entry (6/7)23  rose    
Part of speech  24  adjective
Explanations in Malagasy  25  mavokely [1.4]
26  menamena, mavokely [1.9]
Explanations in French  27  mavokely: Le ciel est rose, et roses sont les maisons endormies, et rose aussi le sol de la place déserte (mavokely ny lanitra, mavokely ny trano mbola tsy misy olo-mifoha, ary mavokely koa ny tany eo amin' ilay jianja foana)
28  mahafinaritra: La vie apparaissait rose sous les beaux traits d'enfants nichés dans la maison (hita nahafinaritra ny fiaina nalokalofan' ireo ankizy tsara endrika nonina tao an-trano) [1.66]

Entry (7/7)29  rosé    
Part of speech  30  adjective
Explanations in Malagasy  31  menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena) [1.4]
Explanations in French  32  miloko mavokely: Vin rosé (divay miloko mavokely) [1.66]

Anagrams  33  rose, sore

Updated on 2020/12/30