|
|
|
|

Entry1  sakaizam-patana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana
indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo
Elementary words  4  sakaiza, fatana
Proverbs  5  Proverbs containing the word sakaizam-patana

Updated on 2024/12/07