Entry | 1 sikidy alanana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy |
Vocabulary |
4 Religions, Beliefs |
Elementary words | 5 sikidy, alanana |
Analogs | 6 sikidyjoria |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |