|
|
|
|

Entry1  soratrandra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy
Elementary words  4  soratra
Synonyms  5  sorapohy

Updated on 2024/12/26