Entry | 1 tailana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray [1.1] |
Explanations in English |
4 crooked, irregular, disproportional [1.7] |
Explanations in French |
5 inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy [1.3] 6 irrégulier, tordu, disproportionné [1.8] |
Examples |
7 Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317#] 8 raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word tailana |
Anagrams | 21 atailan, atanila, nataila, tailana |
Updated on 2023/09/10 |