|
|
|
|

Entry1  tailana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray
Explanations in English  4  [1.7] crooked, irregular, disproportional
Explanations in French  5  [1.3] inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy
6  [1.8] irrégulier, tordu, disproportionné
Examples  7  [1.317#] Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana.
8  [2.285#] raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely.
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word tailana

Anagrams  21  atailan, atanila, nataila, tailana

Updated on 2025/03/30