Entry (1/2) | 1 tambany |
Part of speech | 2 adverb, past form [Full list] |
Examples |
3 [2.996#] Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. |
Root | 4 ambany |
Entry (2/2) | 5 tambany |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany |
Explanations in French |
8 [1.5] littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte |
Root | 9 ambany |
Synonyms | 10 tanindrana, tantsiraka |
Anagrams | 11 atambin, binatam, natambi, natamby, nibatam, nitabam, tambany, tambina, tinabam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |