|
|
|
|

Entry1  tapa-kofehy
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.131] ataoko an-joron-damba
sao tapa-kofehy koa very
ataoko am-pelatanana
sao tsemboka koa zary rano
atao anatin'ny foko
ka na hitondra mahafaty ahy aza
tsy tiako va hianao?

Elementary words  4  tapaka, kofehy
Proverbs  5  Proverbs containing the word tapa-kofehy

Updated on 2024/12/07