|
|
|
|

Entry1  tompon-trano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny
Examples  4  [2.356#] Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano.
5  [2.472#] Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano.
Elementary words  6  tompo, trano
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word tompon-trano

Updated on 2024/12/07