|
|
|
|

Entry (1/2)1  tranon' omby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.62] trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara
Explanations in French  4  [1.3] étable
Vocabulary  5  Economy: breeding, farming
Elementary words  6  trano, omby

Entry (2/2)7  tranonomby
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy
Vocabulary  10  Religions, Beliefs

Anagrams  11  nirombotan, tranonomby, tranon' omby

Updated on 2025/04/13