Entry | 1 tratra antitra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona ela velona sy maro andro niainana |
Vocabulary |
4 Forms of Address |
Elementary words | 5 tratra, antitra |
Analogs | 6 traraantitra, trarantitra, tratrantitra |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tratra antitra |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |