Entry |
tsia
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [1.1]
|
Explanations in English | No [1.7]
|
Explanations in French | Non [1.8]
|
Examples |
1 | Tsia dia tsia, Sanatria!
[1.227]
|
2 | Tsia. Ento ireo, lehiroa.
[2.528]
|
3 | Ka hanaiky va ianareo sa tsia?
[2.298]
|
|
Analogs |
aha |
|
Entry |
tsia
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
isika
[1.78]
|
Synonyms | |
Tables and plates |
|
|
Entry |
tsia
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
zazavavy
[1.78]
|
|