Entry | 1 tsy mihambahamba |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 [2.470] Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! 4 [4.27] Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. |
Elementary words | 5 tsy, mihambahamba |
Updated on 2025/02/12 |
![]() |