|
|
|
|

Entry1  tsy mifaditrovana
Part of speech  2  locution
Explanations in French  3  [1.3] injuste, cruel, sans pitiĆ©
Examples  4  [2.324] Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana.
5  [2.472] Olona tsy mifaditrovana!
6  [2.5] Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy.
Elementary words  7  tsy, faditr' ovana

Updated on 2025/02/12