Entry | 1 vanofotsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.3] héron blanc. Ardea alba, L. 4 [4.22] la grande aigrette (Casmerodius albus) |
Examples |
5 [2.48] Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. |
Vocabulary |
6 Zoology: birds |
Elementary words | 7 vano, fotsy |
Synonyms | 8 langaraka, langorofotsy |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |