|
|
|
|

Entry (1/2)1  vavàna
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity
Root  4  vava
Morphology 
5  Present :
6  Imperative :

Entry (2/2)7  vavàna
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany!
Explanations in English  10  [1.7] very talkative
Explanations in French  11  [1.8] très bavard
Root  12  vava
Synonyms  13  basivava

Anagrams  14  navava, vavàna, vavana

Updated on 2025/04/19