Entry | 1 vazivazina |
Root | 2 vazivazy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho |
Explanations in English |
5 [1.7] to be teased, to be annoyed; to be mocked |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on taquine, de qui on se moque |
Examples |
7 ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra [2.131] 8 Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay [2.471] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word vazivazina |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |