|
|
|
|

Entry1  vazivazina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra
Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho
Explanations in English  4  [1.7] to be teased, to be annoyed; to be mocked
Explanations in French  5  [1.8] qu'on taquine, de qui on se moque
Examples  6  [2.131] ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra
7  [2.471] Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay
Root  8  vazivazy
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word vazivazina

Anagrams  14  avazivazin, avizavizan, navazivazy, navizaviza, Ny zazavavy, vazivazina, zazavaviny

Updated on 2025/01/21