Entry |
va
|
Part of speech | particule
|
Explanations in Malagasy | Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny:
Ho sahintsika va ny minia ho very?
(Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy:
Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1]
|
Explanations in French | Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
|
Explanations in English | Interrogative; cf. moa:
handèha va hianào? are you going ? [1.7]
|
Explanations in French | Interrogative, cf. moa:
handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8]
|
Examples |
1 | Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?)
[1.3]
|
2 | Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit)
[1.3]
|
3 | Razoky va no manitra voan-kazo?
[2.131]
|
4 | Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay?
[2.472]
|
5 | Moa va tsy menatra izy.
[2.470]
|
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Analogs |
moa |
|
Entry |
va~
|
Part of speech | prefix
|
|
Entry |
va
|
Part of speech | morphological form of aller
|
Explanations in Malagasy | Matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1]
|
|