Entry | 1 volafolo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso |
Explanations in English |
4 [1.2][vola folo] ten shillings, two and a half dollars. |
Examples |
5 [2.436#] ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso |
Elementary words | 6 vola, folo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |