Entry | 1 vorombato |
Elementary words | 2 vorona, vato |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany |
Explanations in French |
5 [1.54] espèce de tiercelet |
Vocabulary |
6 Zoology: birds |
Synonyms | 7 viko-viko |
Zoonyms |
|
Updated on 2024/12/10 |