Entry | 1 zavamananaina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... |
Explanations in English |
4 [1.7][zava-mananaina] a living thing, an animal |
Explanations in French |
5 [1.8][zava-mananaina] être vivant; animal |
Examples |
6 [2.59#] Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona; 7 [1.406#] Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona; 8 [2.424#] Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany. |
Elementary words | 9 zavatra, manana, aina |
Synonyms | 10 zavamiaina |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |