|
|
|
|

Entry1  Betsileo
Part of speech  2  name (ethnonym)
Vocabulary  3  History: clans, tribes
Explanations in Malagasy  4  Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1]
Explanations in English  5  A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2]
Explanations in French  6  nom d'une population du centre sud de Madagascar (ville principale: Fianarantsoa) [1.5]
Examples  7  Andriamanalinarivo nanjaka tany betsileo. [2.113]
8  Tany betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69]
Elementary words  9  be, tsy, leo
Titles 
Proverbs  13  Proverbs containing the word Betsileo
Tables and plates  14  Dialectal words

Updated on 2023/08/12