|
|
|
|

Entry (1/4)1  Madagasikara
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10] Anglisy sy frantsay "Madagascar": izany no nogasiana hoe Madagasikara. Araka izany, ny fanononana sy fanoratana azy dia tokony hatao hoe Madagaskar. Anefa nony anaovana tononkalo izy hita fa mety ny asiana ny litera I eo amin' ny vakiteny fahefatra sy A eo amin' ny farany, ka dia tonga hoe Madagasikara izy.
Examples  4  Marina ve ny Iroe : Radama, Mpanjakan' i madagasikara? [2.113#]
5  Nisokatra teny Ankatso ny Oniversiten' i madagasikara. [2.356#]
6  Noho i madagasikara tsy toy ny andro taloha intsony va? [2.270#]
Vocabulary  7  Geography: countries, people
Other spellings  8  madagascar, madagaskar, malagasikara
Synonyms  9  bokiny, dago
Analogs  10  bokiny, dago, kierabe, madagascar, madagascar
Compound words 
Titles  12  Lakroan' i Madagasikara ()
13  Madagasikara : Ilay nosy mbola nahatahiry ireo lovany mandraka ankehitriny (Bakke Jon Erik, Randrianirina Philippe, Razafimamdimby Andriamanohisoa)
14  Madagasikara (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
15  Madagasikara Voakajy ()
16  Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara (Rabary Jean-Joseph)
17  Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara : Église et Société à Madagascar (EKAR – Evêques de Madagascar)
18  Tantaran' i Madagasikara (Rabearana)
19  Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric)
Quotes  20  Texts mentioning Madagasikara
Illustrations 
21  22  23  24  25 

Entry (2/4)26  madagasikara
Part of speech  27  noun
Explanations in French  28  [1.196] Du nom de l'île de Madagascar dont cette plante pourtant récemment introduite est curieusement devenue le symbole, sans doute en raison de l'association d'idées entre « Île rouge » et bractées rouges. La feuille pliée en deux a la forme de l'île. Poinsettia pulcherrima (Willd. ex Klotzsch) Graham (Euphorbiaceae) ou Euphorbia pulcherrima Willd. ex Klotzsch (Euphorbiaceae). Arbuste décoratif originaire du Mexique, cultivé dans les jardins et se reproduisant facilement par boutures. Il a été introduit à Tananarive en 1923 par Edmond François, alors Directeur des Parcs et Jardins. Un timbre malgache a reproduit cette plante et ses grandes bractées rouges sont devenues un motif habituel des brodeuses tananariviennes.
Vocabulary  29  Botany
Scientific name 

Entry (3/4)31  Madagasikara
Subtitle  32  Ilay nosy mbola nahatahiry ireo lovany mandraka ankehitriny
Elementary words  33  Madagasikara
Part of speech  34  name (book title) [Full list]
Vocabulary  35  Literature: books
Author  36  Bakke Jon Erik, Randrianirina Philippe, Razafimamdimby Andriamanohisoa
Publishings  37  , 1994. Pages: 48

Entry (4/4)38  Madagasikara
Elementary words  39  Madagasikara
Part of speech  40  name (poem title) [Full list]
Vocabulary  41  Literature: poems
Author  42  Razakandraina Jean Verdi Salomon
Full text 
43  Mihira anao avokoa, ô ry Madagasikara,
44  Ny alanao mikirindro L ny ravinala sy akondro,
45  Ny ravintsara sy rofia, ny tanety tsy hita fara,
46  Ny tendrombohitra efa konka, lanin-driaka, efa mondro.

47  Mihira anao izy ireny! Fa izay tsy hita intsony
48  Ary tsy ahitan-teny dia ireo tanàna fahizay
49  Lasa haolo, anaty vero, matory fahizay ka tony
50  Ao anaty hadivory, misaona toa mangaihay.

51  Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka !
52  Eny an-dohasaha indray no misy setroka midonaka,
53  Ary eny ny korana, miravoravo fahavokarana…

54  Miova endrika izy ireny ary mbola hiova endrika
55  Hahitana fiezahana ho amin'ny fonena-mendrika !
56  Andro vaovao izao fa ny lasa dia nifarana...

Anagrams  57  madagasikara, Madagasikara

Updated on 2024/11/25