Entry | Rajaobelison Samuël | |
Elementary words | Rajaobelison ; Samuël | |
Part of speech | name (anthroponym) | |
Explanations in Malagasy | Rajaobelison Samuël (1915-) ( Zakarandahy) [3.1] | |
Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. [2.314] | ||
Vocabulary | Literature: authors | |
Literary works | Mpanjono Mpikororoka ampombo Ralaikamboty Voninkazo taratasy Fehezam-bary gasy 1957 | |
Updated on 2023/11/20 |