|
|
|
|

Entry1  afonangatra
Elementary words  2  afo, angatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo
Explanations in French  5  [1.3] feu follet
Examples  6  afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [2.48]
Vocabulary  7  Religions, Beliefs
Synonyms  8  afondolo, afonanahary, afon' ny matoatoa
Compound words 

Updated on 2023/12/09