|
|
|
|

Entry1  ahi-maitso
Elementary words  2  ahitra, maitso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona)
Explanations in English  5  [1.2][ahimaitso] Green grass
Explanations in French  6  [1.3] herbe verte, fourrage vert
7  [1.13] verdure, gazon, pelouse
Examples  8  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Vocabulary  9  Botany: (in general)

Anagrams  10  ahi-maitso, hamaitsoi, hamaitsoy

Updated on 2023/05/16