Entry |
anarana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy:
Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
- ny matoanteny (ohatra: miteny),
- ny
tambinteny (ohatra: afovoany),
- ny anarana (ohatra: ankizy),
- ny
mpamaritra (ohatra: fotsy),
- ny
mpisolo (ohatra: izy),
- ny
mpanoritra (ohatra: ilay),
- ny
mpampiankin-teny (ohatra: amy),
- ny
mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
- ny
mpampitohy (ohatra: ary),
- ny
tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
- ny
kian-teny (ohatra: ve).
[1.1]
|
| Iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
|
Explanations in English | Name [1.2, 1.7]
|
| Appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
|
Explanations in French | Nom [1.8, 1.13]
|
| Dénomination [1.13]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
anarana,
anarako,
anaranao,
anarany,
anarantsika,
anaranay,
anaranareo,
anaran',
anaran-,
anaram-,
anara- |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
Anarana
|
Elementary words | anarana |
Part of speech | name (book title)
|
Author | Rapatsalahy Paul |
Publishings | 1981. Edisiona Takariva. Width: 11.5cm. Height: 16cm. Pages: 20.
|
Tables and plates | All the titles
|
|