|
|
|
|

Entry1  andevo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Sociology
Explanations in Malagasy  4  Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany 5  Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana? [1.1]6  olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana [1.13]
Explanations in English  7  a slave [1.2, 1.7]
Explanations in French  8  esclave ou traité comme tel [1.3]9  quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo. Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une catégorie de gens de peine au service de tout homme libre, Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina: les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers faits à la guerre, et les esclaves étrangers, Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage ... [1.11]10  esclave [1.8, 1.13]
Examples  11  Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna. [1.38]
12  Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka. [2.996]
Morphology 
13  Simple :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word andevo

Updated on 2023/06/14