Entry (1/2) | 1 angamenavava |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaran-kafa ilazana ny rameva |
Explanations in English |
4 [1.2] a camel |
Explanations in French |
5 [1.54] dromadaire |
Examples |
6 Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao; [2.996#] |
Vocabulary |
7 Zoology: mammals |
Analogs | 8 angamia, rameva |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word angamenavava |
Entry (2/2) | 10 angamenavava |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny: -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana; -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) |
Explanations in English |
13 [1.2] the fire-fly 14 [1.7] a firefly |
Explanations in French |
15 [1.8] ver luisant 16 [3.1] luciole |
Examples |
17 angamenavava hariva, ka samy mitsilotsilo izay halehany [2.345#] 18 Efa fantatsika fa ny biby atao hoe angamenavava dia misy hazavana saiky tahaka ny afo aza, raha mandeha alina izy [1.357#] |
Vocabulary |
19 Zoology: invertebrates |
Analogs | 20 tainkankana |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/17 |