Entry |
anikeo
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe:
aninaraina,
aninantoandro,
anitontolo, ets.
Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo.
Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany
[1.10]
|
| [ anikeheo ] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany [1.1]
|
| [ anikeheo ] Anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo [1.62]
|
Explanations in English | Used in speaking of some part of the past day [1.2]
|
| Just now, a short time ago [1.7]
|
Explanations in French | [ anikeheo ] Dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant [1.3]
|
| Tout à l'heure (temps passé) [1.8]
|
| Tout à l'heure (dans la partie écoulé [...] [full text in 1.5]
|
Examples |
1 | tonga anikeheo i dadatoanay
[1.1]
|
2 | Nodimandry aninkeheo maraina!
[2.529]
|
3 | nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao
[1.62]
|
4 | Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo.
[2.4]
|
5 | Toky no omeko anareo, tsy hisy tabataba intsony, toy ny anikeo maraina.
[2.270]
|
|
Other spellings |
Analogs |
aninaraina |
|