Entry | bibilava | ||||
Elementary words | biby ; lava | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [1.1] | ||||
Explanations in English | A name for snakes. [1.2] | ||||
Explanations in French | Nom générique de serpents [1.54] | ||||
Serpent [1.13] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Zoology: (in general) | ||||
Compound words |
| ||||
Phytonyms |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word bibilava | ||||
Article | Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly | ||||
Updated on 2023/06/16 |