|
|
|
|

Entry (1/2)1  ditra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany.
Explanations in English  4  [1.2] obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra
5  [1.7] stubbornness, obstinacy
Explanations in French  6  [1.8] entêtement; obstination dans le mal
7  [1.13] bêtise
Morphology 
8  Simple :
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Synonyms  14  hery loha, kiry
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word ditra

Entry (2/2)21  ditra
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  [1.13] tanimanga
Explanations in French  24  [1.13] argile
Vocabulary  25  Geology
Morphology 
26  Simple :
Synonyms  27  tanimanga
Analogs  28  tanyditra
Compound words 

Updated on 2023/08/11