|
|
|
|

Entry (1/2)1  doboka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka
Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ?
Explanations in English  4  [1.7] a thumping sound, as of a drum
Explanations in French  5  [1.3] son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos
6  [1.8] son de battement, comme d'un tambour
Examples  7  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Vocabulary  8  Sound
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)16  doboka
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray.
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :

Anagrams  24  adobok, doboka, kadobo

Updated on 2023/02/07