Entry | eboebo (ebo) | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1] | |||||||||||||||
Examples | Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady.
[2.472] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Synonyms | ebo | |||||||||||||||
Updated on 2023/01/20 |